|
|
|
|

Teny iditra1 tafy soratra
Singan-teny  2tafy, 3soratra
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5misy pentina tsy mitovy fipetraka, toy ny omby izay misoratra lehibe amin' ny ilany havanana ary kely kosa amin' ny ilany havia. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6Spotted unequally.
7Applied to cattle.. [1.2]

Fivaditsoratra  8 fiara tsotra, 9 tafy soratra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12